Amboara iray ahevaheva
(tsy anaovana fivoriana masina)
Voaloham-bokatra
nojinjaina
« Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo ka
hijinja ny vokatra any, dia mitondrà amboara iray amin'ny voaloham-bokatrareo
ho any amin'ny mpisorona ianareo; »
(Lev 23:10) « ary hanevaheva ny
amboara eo anatrehan'i Jehovah izy, hankasitrahana anareo; amin'ny
ampitson'ny Sabata no hanevahevan'ny mpisorona azy. » (Lev
23:11)